COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Fitarikandron'i Tsiadana
La troisième génération du groupe Fitarikandron'i Tsiadana spécialisé en Vakisôva.

Sandrify : Vakisôva ou les faits de société en chansons

Ce genre de musique parle essentiellement de la société malgache et de ses traditions. Essentiellement composé d'orateurs masculins, le Vakisôva présente un code vestimentaire original par le lambahoany en remplacement du pantalon, le torse nu et un bandeau rouge sur la tête. Susceptibles de tout raconter sans filtre sur le quotidien du peuple, on craignait fort ces orateurs, notamment du temps de la royauté.



Vakisova, manasongadina ny trangam-piaraha-monina

Sokajiana ho hira tsy miresaka ny fitiavana olon-droa fa mifantoka amin'ny trangam-piarahamonina, ny tononkira anatin'ny vakisova. Miavaka amin'ny fomba fitafy izay misikina lambahoany miaraka amin'ny fehiloha mena ny mpihira izay lehilahy avokoa. Nambaran'i Elyse Joseph avy ao amin'ny tarika Fitarikandron'i Tsiadana mihitsy aza fa ny mpanao vakisova dia toy ny mpanao gazety an-kira. Mitantara ny tsy mety sy zavatra tsara ho fantatry ny fiaraha-monina. Efa tamin'ny faha-mpanjaka no nisy ny vakisova, ary natahorana mihintsy ary ireo mpanao vakisova satria mihira ny fiainana iainan'ny vahoaka.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 24 Fandaharana - Sandrify - DONTANY
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter