COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Yves
Le groupe Sakaiza sortira sous peu un nouvel album.

Le groupe Sakaiza en plein préparatif de son 2e album

Le groupe Sakaiza prépare actuellement son 2ème album intitulé « Mila anao ». Son but est de passer des messages instructifs à travers ses chansons tant au niveau national qu'international. Créé en 1990 par Yves Robertin Razafitsiarovana, leader et auteur-compositeur, il était à l’époque composé par 5 hommes et 1 femme. En participant au concours de promotion des nouveaux talents « Ainga vao » organisé par le Ministère de l'Art et Culture avec la Radio-Télévision Malagasy à Toamasina, ils ont décroché le premier prix. Depuis 2005, le groupe a repris ses activités en participant à diverses organisations telles que des spectacles et des cabarets.

 


Yves Robertin Razafitsiarovana dia namorona ny tarika Sakaiza izay sady mpitarika no mpamorona ihany koa tany amin’ny taona 1990 tany ho any. Tamin'io fotoana io dia enina izy ireo no tao anatin’ny tarika ka lehilahy avokoa ny 5, anisan’izany ny rahalahiny, ary vavy ny iray. Ny Tarika Sakaiza dia efa nisy fotoana nandray anjara tamin'ny fifaninanana hampiroboroboana ny talenta vaovao izay nokarakarain'ny ministeran'ny Zavakanto ary Kolontsaina miaraka amin'ny Televiziona Malagasy Malagasy tao Toamasina ary dia nahazo ny loka voalohany. Namoaka ny raki-tsary voalohany mitondra ny lohateny hoe « Efa fantatro » izy ireo ny taona 2003. Tanjon'ny tarika ny hampita hafatra amin'ny torolàlana amin'ny alàlan'ny hirany eto amin'ny firenena sy any amin'ny sehatra iraisam-pirenena.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 26 Fanadihadiana - ARTISTE - GROUPE - SAKAIZA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter