COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

© Kim Viljanen, Wikimedia Commons
Les livres pop-up sont également appelés livres en 3D.

Sandrify : Les illustrations dans les livres pour enfant

L'avènement des livres pop-up avec des illustrations en 3D devrait faire plaisir à plus d'un. Les éléments de dessins peuvent prendre forme et bouger à l'ouverture des pages. Il faut établir un petit projet pour produire ce genre d'illustration. Rija, responsable d'exploitation à la librairie Mille Feuilles nous l'explique davantage dans l'émission. D'un autre côté, il y a les dessins en 2D, qui sont des compléments d'informations pour l'enfant afin qu'il puisse bien comprendre l'histoire. Marie Michelle Rakotoanosy, écrivaine de conte pour enfant et directrice d'édition à « Edition Jeunes Malgache » nous explique que ces dessins sont mieux s'ils sont adaptés à l'environnement de l'histoire dans le livre, afin que l'enfant ait des repères par rapport à ce qu'il lit.



Boky misy pop up, sary mivoitra sy mihetsika no hita ao anatiny. Dingana maromaro vao mahatafavoaka izany boky misy pop up izany. Tsy toy ny amin'ny sary tsotra izay atonta fotsiny ihany ny fanaovana azy, araka ny ambaran'i Rija, tompon'andraikitra ara-teknika ao amin'ny fivarotam-boky Mille Feuilles. Ny boky misy sary tsotra, izay efa mahazatra antsika ny mahita azy, atonta miaraka amin'ny lahatsoratra no hatafavoahany. Natao ho fanampim-panazavana ny tantara ireo sary ireo hoy i Marie Michelle Rakotoanosy, mpanoratra tantara ho an'ny ankizy sady talen'ny fanontana ao amin'ny « Edition Jeunes Malgaches ». Tsara hoy izy raha mifandraika amin'ny tontolo misy ilay tantara no sary atao mba tsy hahavery ireo ankizy sy hahazoany sary an-tsaina izany toerana izany.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 03 Fandaharana SANDRIFY POP UP

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter