COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Club de danse Rock-Star Vangaindrano
Le Kaosa est une danse célèbre dans la région Atsimo-Atsinanana.

Sandrify : Le « Kaosa » et le rock

Le Kaosa est une danse très célèbre à Vangaindrano. Il est d’usage lors de différentes festivités locales surtout à l’occasion d’une circoncision, selon les explications de Leonard, spécialiste de la cutlure.
Le club de danse Rock-Star Vangaindrano enseigne plusieurs types de danses mais le Rock and Roll reste leur spécificité. Les jeunes de Vangaindrano s’intéressent beaucoup à la dance explique Mananjara Lovaventure, moniteur de dance dans le club. Il souhaite porter le Rock partout dans la région Atsimo-Atsinanana.


Dihy malaza ao Vangaindrano ny Kaosa. Hanamasahana fety indrindra amin’ny fora zaza na famorana any an-toerana. Lasa hanaovana fifaninanana mihitsy izany amin’izao fotoana izao hoy i Leonard, mpahay kolontsaina ao Vangaindrano.
Ankaoatr’izay, maro ireo karazana dihy ampianarina ao amin’ny Club de dance Rock-Star Vangaindrano fa ny Rock and Roll no tena voizina. Miroborobo ny fitiavan’ny tanora an’izany dihy izany any an-toerana hoy Mananjara Lovaventure, mpampianatra dihy ao amin’ny klioba. Fanirian’izy ireo ny hiparitahan’ny Rock and Roll manerana ny faritra Atsimo-Atsinanana.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 18 Fandaharana SANDRIFY KAOSA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter