COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Sehatra Ba Gasy
Sehatra Ba Gasy, anisan'ny tarika mpanao ba gasy eto Antananarivo.

Sandrify du 17 Février 2020 : Ba Gasy

Ba Gasy teto Imerina

Tsy mbola misy famaritana mahalaza azy manokana ny Ba Gasy, fa sady gadona izy no kolontsaina ara-mozika. Itovizan’ny Ba Gasy amin’ny gadona hafa ny fanisana 5/7, tahaka ny salegy na beko koa ohatra.

Ny Ba Gasy dia mirakitra ireo soatoavina, fananarana, harentsaina sy lovantsofina malagasy nifandimby isaky ny vanimpotoana. Misy ifandraisany ami’ny tantaran’ny opera sy ny teatra malagasy ihany koa ny Ba Gasy. 


Le Ba Gasy de l’Imerina

C’est à la fois un rythme et un style musical propre des Hauts Plateaux. Il ressemble aux autres genres musicaux malgaches par son tempo 5/7, qui rappelle le salegy ou encore le beko.

Le Ba Gasy raconte les valeurs, les leçons de vie et la sagesse des Ntaolo, perpétuées de génération en génération. Il a aussi une histoire commune avec le début de l’opéra et du théâtre malgache durant la colonisation.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter