COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©RIJASOLO / AFP
Le Toalaza est la pratique d'un jôro particulier par le sacrifice de zébu.

Toalaza

Miambin-gijo est un mot typiquement Tsimihety utilisé pour désigner les détracteurs de gibiers. Les limiers gardent un passage bien localisé dans le but d’épingler en flagrant délit. Le gijo correspond à un endroit ou un passage incontournable, idéal pour tendre un piège. Quant à Toalaza, c'est le fait de pratiquer un « jôro », un rite traditionnel dans la partie Nord de Madagascar, uniquement accompagné d’une offrande de zébu. Le « Hôsiky Toalaza » est un chant que les Tsimihety fredonnent spécialement pendant ce rite, explique Totoasy Jean, un notable de la région SOFIA.



Ny mpihaza miandry biby hazaina handalo amin’ny toerana iray heverina ho tsy maintsy handalovany no antsoina hoe « miambin-gijo ». Iantsoana ihany koa ny olona miandry dahalo amin’ny hitsin-dalana iray io anarana io, ohatra amin’izany ny zandary raha ny fanazavan’i Ratolojanahary Evariste, ao Ankarongana Befandriana Avaratra.
Fa mbola fatra-panaja ny fomba amam-panao nentim-paharazana ny Tsimihety. Anisan’izany ny fanatontosana ny Toalaza. Jôro izy io, ary hanorolorana omby raha ny fanazavan’i Totohasy Jean, raiamandreny iray avy amin’iny faritra SOFIA. Misy hira manokana atao mandritra izany, izay antsoina hoe « hôsiky Toalaza ».

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 18 Fandaharana - SANDRIFY - MIAMBY - GIJO - TOALAZA

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter