COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Hemerson Andrianetrazafy souligne que le Dina constitue véritablement le fondement juridico-social de la société malgache.

Zoom sur les différents accords traditionnels malgaches

Les Malgaches ont plusieurs formes de contrats ou d’accords. Mais ce qui les rend exceptionnel, c’est le fait qu’ils sont assortis de malédictions qui se réalisent à l’encontre de celui qui les a désacralisés.

Selon le traditionnaliste Monja Manitsindava, le pacte de sang se concrétise avec des outils spécifiques, tels que la cendre, le hachoir, la lance, un corps sans vie, etc. La sacralisation s’effectue devant une personne qui seule, en a les attributions.

A part les pactes de sang, le « Dina » fait également partie des instruments socio-culturels qui régissent la société. D’une manière générale, l’élaboration des « Dina » incombe aux sages, ou aux autorités locales. Selon les explications de l’artiste plasticien, Hemerson Andrianetrazafy, le « Dina » couvre plusieurs volets sociaux, comme l’élevage, l’eau, l’entrepreneuriat, …


Fatidrà na hatehena, velirano, fifanekena, teny ierana, fizivana, dina. Maro karazany ireo fifanekena nisy teo amin’ny Malagasy. Ary ny hitovizan’ireo dia ilay ozona mihatra amin’izay tsy manaja azy.

Raha ny fatidrà na hatehena manokana no resahana, dia misy fitaovana ampiasaina miaraka aminy, hoy ny mpahay fomban-drazana, Monja Manitsindava. Anisan’izany ny lavenona, ny olona maty (tsy novonoina fa nodimandry), ny famaky, ny lefona, sns. Dia hatrehana olobe efa mpahay fatidrà ilay fotoana. Ankoatra izay, tsy azo hatao koa ny mangalatra ombina hatehena, na mifamitapitaka.

Ankoatra ny fatidra dia misy ihany koa ny Dina izay mifehy ny fiaraha-monina iray. Ny olobe na ny tompon’andraikitra eo amin’ny fanjakana no mamolavola azy, miaraka amin’ny vahoaka. Mifehy zavatra marolafy ny Dina, raha ny nambaran’ny mpanakanto sady mpahay fomban-drazana Andrianetrazafy Hemerson.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 01 Fandaharana SANDRIFY FIFANARAHANA - DINA