COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Les zébus jouent un rôle important pour les Antandroy.

Sandrify : le dombolo et le rasahena

Le dombolo, rythme musical typique du Sud-Est de Madagascar est propre aux Antanala. C’est une combinaison de danse et de chanson traditionnelle accompagnées d’instruments spécifiques comme le kabosy, l’amponga (percussion) et le kirintsana (hochets). Quand les hommes dansent, les femmes chantent à leur tour, tout en agitant leurs instruments. Les Antanala ont appris le dombolo à travers la tradition orale, explique Bako, villageoise à Ranomafana Ifanadiana. Le rasahena est une tradition que les Antandroy pratiquent lors despériodes festives ou de deuil, affirme Sahirantsoa Rehodo Raymond, étudiant en sciences sociales.


Ny dombolo dia vako-drazana hita ao Atsimo atsinanan'i Madagasikara, any amin’ny foko Antanala. Laroana zavamaneno toy ny kabosy, smponga ary kirintsana ny filalao azy. Tamin’ny alalan’ny lovan-tsofina no nahafahan’ireo mpiangaly ny dombolo nianatra azy ity. Mizara roa miavaka tsara ny andraikitry ny tovolahy sy ny tovovavy rehefa manao izany. Ny lehilahy dia mandihy miaraka amin’ny volon-tsangana ary misy mpitarika iray izy ireo. Ny tovovavy kosa mihira sy mampiasa ireo zava-maneno. Fampitàna am-bava avy amin'ny razana ny dombolo raha ny fanazavan'i Bako, mponina avy ao Ranomafana, Ifanadiana, ary ny rasahena dia fomban-drazana iray izay fanaon'ny Antandroy, rehefa mamono omby atao mandritra ny fety na rehefa misy fahoriana raha ny nambaran'i Sahirantsoa Rehodo Raymond, mpandalina siansa sosialy. Sakamalaho sy hazovo ireo kolontsaina roa ireo ary samy manana ny hanitra ho azy.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 29 Fandaharana SANDRIFY DOMBOLO RASAHENA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter