COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Le nettoyage des cimetières se fait généralement pendant le havandrazagna.

Le tsaboraha et le havandrazagna, deux coutumes Betsimisaraka

e tsaboraha est une coutume ancestrale de la région Est de Madagascar. C’est un rituel qui se perpétue afin d’honorer et de manifester son respect aux ancêtres par des offrandes de viande de zébu. Pour ce faire, la famille doit se réunir dans le lapa pour préparer le riz et attendre le discours du Tangalamena qui annoncera l’organisation et l’ouverture du bal, selon Ranjakason, un traditionaliste Betsimisaraka. Le havandrazagna, c’est la fête des morts célébrée entre le premier et la fin du mois de novembre. C’est un moment de retrouvailles entre les membres de la famille pour la commémoration des proches qui sont décédés, affirme l’orateur et traditionaliste Betsimisaraka, Tony Ravelonarivo.


Fomban-drazana mampiavaka ny faritra Atsinananan’i Madagasikara ny tsaboraha, izay fotoana entina hanomezana hasina ireo razana. Ao anatin’izay dia misy ny famonoana omby matavy tsy vositra ary misy ihany koa ny joro izay ataon’ireo tangalamena. Misy fombafomba arahina manokana mialoha izay araka ny fanazavan’i Ranjakason mpandala ny fomba Betsimisaraka. Misy karazany maro ny fanaovana ny tsaboraha toy fisaorana ny razana amin’ny fahasoavana azo, ny fangataham-pitahiana ary ny famonosan-damba ny razana araka ny fanazavan’i François mpandala ny kolontsaina Malagasy. Havandrazagna, izay ankalazaina eo anelanelan’ny voalohany ka hatramin’ny faran’ny volana Novambra, no iantsoana ny fetin’ny maty any amin’ny faritra Atsinanana. Fotoana fifankahitana sy fifankafataran’ny mpianakavy izy io, ary ahatsiarovana ireo havana akaiky efa nodimandry araka ny fanazavan’ny Vavanjaka Ravelonarivo Tony, mpandala ny

Studio Sifaka · 2020 - 11 - 16 Fandaharana SANDRIFY TSABORAHA HAVANDRAZAGNA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter