COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Les deux femmes arborant fièrement le "firake", la tenue traditionnelle des Antandroy.

Le batrelaka, la musique traditionnelle du Nord-Est et Sud-Est

Le batrelaka est à la fois un rythme de musique traditionnelle et une danse du Nord-Est et Sud-Est de Madagascar. C’est un peu l’équivalent de la danse « Afindrafindrao » des hauts plateaux selon Dhalia Saramba, une spécialiste du Batrelaka. Nofisoa Androy Surgi, un tradipraticien nous partage également dans cette émission les styles vestimentaires traditionnels d’Androy. Le choix vestimentaire des Antandroy dépend des circonstances : fêtes, rassemblements,... En général, les femmes mettent la robe « Firake » et les hommes du « salaka ». Le tout assorti par des colliers de différentes couleurs ayant chacun une signification spécifique.


Toy ny faritra rehetra, manana ny fomba fitafiny manokana mampiavaka azy ny Antandroy, mponina avy any atsimon’I Madagasikara, rehefa hamonjy lanonana. Ho an’ny vehivavy izao, misalotra sy misikina ny ny akanjo firake izy ireo : akanjo tohitena vita amin’ny landihazo na hasy ary norariana miaraka amin’ny varahina. Miloko volon-tany sy fotsy na mainty sy mena izany amin’ny ankapobeny. Ho an’ny lehilahy kosa indray, ny satro-bory sy sokotry na salaka ary ny kiraro vita amin’ny hoditr’omby no fitondran’izy ireo. Ampiarahina amin’ny ny piletse na ny lefona izay mariky ny hery sy ny fahefana ireo rehetra ireo. Tsy adinoina ihany koa ireo firavaka maro miaraka amin’izany rah any nambaran’I  Nofisoa Androy Surgi, Mpahay fomba Antandroy. Hiresaka momba ny gadona sy dihy batrelaka koa i Dalhia Saramba izay mpivoy io gadona io.

Studio Sifaka · 2020 - 12 - 15 Fandaharana SANDRIFY FITAFY ANDROY BATRELAKY
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter