COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©HERY Artist
Le comédien Hery, avec sa marionnette Doda.

Nanja Razafindrakoto, une étoile du théâtre radiophonique

Nanja Razafindrakoto  fait du théâtre radiophonique depuis ses 11 ans. Elle entre parfaitement dans la peau des personnages qui lui sont attribués, que ce son personnage soit arrogant ou doux.  En parallèle avec le théâtre radiophonique, elle est aussi réalisatrice et passionnée de poésie. Nous avons dressé son portrait dans l’émission Sandrify.

Un ventriloque c’est un artiste qui fait de la ventriloquie soit l’art de parler ou d’articuler sans bouger les lèvres. Cette capacité donne une illusion auditive dans laquelle on pourrait croire que la voix ne vient pas de l’artiste.  Hery Ny Aina Razafindraibe, un jeune ventriloque malgache nous fait part de sa passion pour cet art.   


Studio Sifaka · 2020 - 12 - 21 Fandaharana SANDRIFY NANJA RAZAFINDRAKOTO VENTRILOQUE

11 taona izay i Nanja Razafindrakoto no nilalao tantara. Voafehiny avokoa izay karazana toetra omena lalaoviny.  Ankoatra ny fahafehezany ny filalaovana tantara dia mpanatontosa ihany koa izy ary mpanentana fandaharana momba ny tononkalo sy ny haisoratra.

Mpanakanto manao « ventriloquie » no antsoina hoe « ventriloque ». Mpanakanto iray mahavita miteny tsy manetsika molotra izy io. Tahaka ny hoe mivoaka avy amina toerana na zavatra hafa ilay feo fa tsy amin’ny vavan’ilay mpanakanto. Isan’ireo misehatra izany i Hery Ny Aina Razafindrabe, araho ato anatin’ny fandaharana Sandrify ny andinindininy.