COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Le haut fourneau dit « afo mahery », 175 ans après.

Qui est Jean Laborde ?

Jean Laborde est un personnage marquant dans l’histoire de Madagascar. Né à Auch le 16 octobre 1805, il a toujours souhaité devenir riche. Féru commerçant, il a sillonné la route des épices de Bordeaux jusqu’en Inde. Il a acheté un bateau pour rejoindre l’île au large de l’Océan Indien Juan de Nova. Sur la mer, voulant retourner en Inde, une tempête l’a accosté à Matitanana-Vohipeno. Les combattants de l’ethnie dans la partie Sud-Est de Madagascar – les Antesaka, l’ont alors capturé et l’ont amené à Mahaela, où il a rencontré Napoléon de Lastelle. Son histoire avec la reine Ranavalona I a commencé là.

Le haut fourneau ou « afo mahery » constitue l’un des édifices construit par Jean Laborde pour la reine. Il a permis de fabriquer environ 200 canons, qu’on retrouve aujourd’hui à Ambohijatovo et Manjakamiadana. Aujourd’hui, il ne reste plus que les ruines du bâtiment de travail. 


Studio Sifaka · 2020 - 12 - 22 Fandaharana SANDRIFY HAUT FOURNEAU MANTASOA

Isan’ny olona nanamarika ny tantaran’i Madagasikara i Jean Laborde. Teraka ny 16 octobre 1805 tao Auch izy.  Nanefy karazana firavaka maro izy ary nivarotra izany tany Bordeaux hatrany Inde. Ny hanan-karena no tanjon’i Jean Laborde tamin’izany. Nividy sambo iray izy hitondra azy any amin’ny nosy Juan de Nova hitrandraka harena. Tratran’ny rivo-mahery tao amin’ny ranomasina Indiana anefa izy rehefa nikasa hiverina any Inde ka tafajanona tao Matitanana-Vohipeno. Nosamborin’ny foko antesaka izy ary nentin’ireo tao Mahaela, tany no nahitany an’I Napoléon de Lastelle.  Nanomboka teo ny fiaraha-miasan’I Jean Laborde sy ny mpanjaka Ranavalona I.

Isan’ireo fotodrafitrasa nataon’i Jean Laborde ho an’ny mpanjaka ny « haut fourneau » na ny « Afo Mahery ».  Manodidina ny 200 ny isan’ireo tafondro namboarina tao amin’io toerana io.  Isan’ireo tafondro sisa tavela ireny hitantsika eny Ambohijatovo sy Manjakamiadana.