COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Les mpihira gasy figurent parmi les personnes qui choisissent de travailler en période de fête.

Un Noël Hors du commun

Kilalao matetika no angatahin’ny ankizy rehefa noely toy izao. Hafa kosa ny an’i Florio, ankizilahy iray any Antsiranana, manana fahasembanana amin’ny maso. Milina fanoratana braille, tablette Abacus ary taratasy bristol no niriany ho azo amin’ity noely ity. Hoentiny hianarana sy hahafahany manala fanadinam-panjakana izany. Ankoatra izay, maro ihany koa ny tanora no miasa  mandritra ny krismasy ary manokana fotoana hafa aorian’ny fety mba ahafahana miaraka amin’ny fianakaviana. Isan’izany ireo eny amin’ny toeram-pisakafoana sy fandraisam-bahiny, ireo mpiambina amin’ireny toerana fanaovana fety sy lanona ireny ary ny mpiambina banky izay tafaresaka taminay. Hifampizara ny fiainan’ireo ankizy sy mpianatra avy any amin’ny faritra ivelan’Antananarivo, tsy afaka mody mankalaza ny krismasy miaraka amin’ireo ray aman-dreny ihany koa isika ato anatin’ity fandaharana ity. Isan’izany I Lorie sy Idealy.


Studio Sifaka · 2020 - 12 - 25 EMISSION SPECIALE NOEL 2020 GROUPE 3

Pour noël, les enfants ont tendance à demander des jouets. Pour Florio, un enfant né avec un handicap visuel habitant à Antsiranana, il demande pour cette année une machine à braille, une tablette Abacus et des papiers bristols, matériels indispensables à ses études afin qu’il puisse passer les examens nationaux.

De nombreux jeunes travaillent pendant la période de Noël et se réservent du temps après le travail pour passer du temps en famille. Parmi eux, les employés des restaurants et des hôtels, les agents de sécurité évènementiels et ceux des banques à qui nous avons parlé.

Lorie et Idealy sont respectivement originaires de Toamasina et de Mahitsy. Cette année, elles ne peuvent pas rentrer fêter Noël avec leurs parents à cause de leurs études. Malgré cela, elles profitent des évènements organisés dans la capitale pour marquer les festivités.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter