COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Le sapin de noël est un élément inséparable de la fête de la nativité.

Contes et légendes de Noël

Le sapin de Noel est un élément inséparable de la fête de la nativité. Décorer un arbre le 24 décembre est pourtant une tradition qui date de l'an 2000 avant Jésus Christ  dans la culture païenne. Une tradition qui s'est perpétuée jusqu'a aujourd’hui pour célébrer Noel.  L'arbre ici symbolise la vie en cette fête de la nativité.

-Partage, compassion et générosité défissent bien l’esprit de Noel. Plus qu’un sentiment, l’esprit de Noel est une manière de vivre, une manière d’aimer son prochain dans la joie et la bonne humeur.

Les détails dans cette émission, suivie d’une histoire de noël pour réjouir encore plus les enfants.


Studio Sifaka · 2020-12-23 EMISSION SPECIALE GRP 1

Singa iray tsy afa-misaraka amin'ny fety krismasy ny hazo noely. Fomba fanao efa 4000 taona lasa anefa io manaingo hazo io rehefa 24 desambra teo amin'ny finoana grika sy latina taloha. Io no notohizana  mandrak’ankehitriny rehefa mankalaza ny noely. Fetin'ny fahaterahana mantsy ny krismasy ary ny hazo kosa dia manambara aina.

Fifanampiana, fifampizarana, fifankatiavana, anisan’ny mandrafitra ny antsoina hoe « esprit de noel » rehefa tahaka izao, ary samy manana izay anehoany izany avokoa ny tsirairay. Fiarahana amin’ny fianakaviana, fanomezana, fizarana ho an’ny sahirana, fa indrindra fifaliana sy fitiavana.

Araho ao anatin’ny 15 minitra ny mikasika izay, arahina tantara mahafinaritra momban’ny dadabe noely.