COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Aperçu du "camp Kolo" - Tily Analamanga Afovoany - Tsarahonenana Manakavaly

Le retour du scoutisme, du sport et de la culture après une année difficile due au coronavirus

  • Si la plupart des jeunes ont accueilli 2021 en grande pompe dans des soirées entre amis ou en famille, d’autres l’ont fait dans un camp en pleine forêt sous la pluie. Il s’agit des jeunes chefs et cheftaines scouts du Tily Analamanga Afovoany. Une toute autre façon de fêter de la Saint Sylvestre et d’entamer la nouvelle année. Un choix hors du commun, des jeunes hors du communs qui ont choisi de prioriser leurs responsabilités.
  • Le sport n’a pas été épargné par la crise du coronavirus. Cependant, Madagascar a quand même pu participer et organiser des championnats internationaux en ce temps de pandémie. A savoir, le CCCOI Volley ball, les matchs des Barea, le championnat d’Afrique de Judo ainsi que le sommet africain de karaté chez les moins de 14 ans. A part ces compétitions internationales, la perte de célèbres personnages sportifs a aussi marqué le monde du sport en 2020. Les sportifs malgaches ont fait leurs deuils pour Faly Andrianafetra alias Roi Lion et Ferdinand Rafalimanana ou Gôly be, l’ancien gardien de but du Club M, l’équipe nationale de football. Le décès des deux grands joueurs de basketball et de football, Kobe Briant et Diégo Maradona, ont aussi marqué la saison 2020 du sport international.
  • Plusieurs artistes musicaux malgaches ont rendu leur âme pendant l’année 2020. En effet, ces artistes que ce soit chanteur, musicien ou encore arrangeur ont laissé un grand vide dans le monde de la musique malgache. Alors nous allons rappeler un peu dans cette partie quelques artistes décédés qui ont marqué cette année comme l’auteur-compositeur Alain Boutr, le chanteur Ramafadrahona etc…
  • Des ouvrages scientifiques concernant l'histoire de Madagascar et le développement économique du pays ont marqué l'année 2020. Les acteurs du livre ont aussi travaillé sur la promotion des livres sur la littérature malgache.

Studio Sifaka · 2021 - 01 - 01 EMISSION SPECIALE NOUVEL AN 2021 GROUPE 4

  • Raha toa ka tamin’ny alalan’ny fety, dihy, hira niarahana tamin’ny ankohonana sy ny fianakaviana na ny namana no namaranan’ny ankamaroan’ny tanora ny taona dia tamin’ny fomba hafa kely no nandraisan’ny tanora hafa ny taona vaovao 2021. Tsy iza izany fa ireo tanora mpanabe eo anivon’ny Tily Analamanga Afovoany. Tany anaty ala ary tamin’ny alalan’ny lasy fiofanana no namaranan’izy ireo ny taona 2020. Tanora nisafidy ny mahasoa aloha vao ny mahafinaritra.
  • Tsy afabela amin’ny krizy ateraky coronavirus ny fanatajahantena tamin’iny 2020 iny. Na izany aza dia afaka nandray anjara sy nikarakara lalao iraisam-pirenena ihany i Madagasikara. Tao ny CCCOI volley Ball, ny fifanintsanana hiakarana CAN ho an’ny Barea, ireo fiadiana ny ho tompodakan’i Afrika teo amin’ny taranja judo sy karaté. Ankoatra izay, nanamarika ny tontolon’ny fanatajahantena ihany koa ny nandaozan’ireo mpilalao fantadaza io sehatra io. Ho antsika teto Madagasikara dia nody mandry i Rafalimanana Ferdinand na Gôly be ; mpiandry tsatokazon’ny ekipampirenena malagasy fahiny na ny Club M sy Andrianafetra Faly na Roi Lion mpanamory rallye. Tao anatin’iny taompilalaovana 2020 iny ihany koa nisaraka tamin’ireo mpilalao namiratra teo amin’ny sehatra iraisampirenena. I Kobe Bryant mpilalao NBA sy Diego Maradona, mpanao baolina kitra argentin izany.
  • Maromaro ireo mpanakanto malagasy mpanao mozika nodimandry tamin’ny taona 2020 iny. Mety ho mpihira, mpitendry na koa mpandrindra hira izy ireo. Vokatr’izany, nahitàna fahabangana teo amin’ny tontolon’ny mozika malagasy. Ho ampatsiahivina fohy ato anatin’ity fizarana ity, arak’izany, ireo mpanakanto vitsivitsy izay lasa tamin’ity taona ity. Isan’izany ohatra i Alain Boutr mpanoratra sady mpandrindra hira, i Ramafadrahona mpihira sns…
  • Ny boky mikasika ny tantara sy ny toe-karena no nisongadina tamin'ny taona 2020. Teo ihany koa anefa ireo fanavaozana sy fanampariahana an'ireo asa soratra mikasika ny literariora malagasy.