COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Hafatra
La chanteuse Hafatra lors d'un concert.

Hafatra veut percer dans la fusion Reggae-Jazz

Mpanakanto Malagasy mbola ao anatin’ny hatanorana i Hafatra. Araka izay anarana entiny eo amin’ny sehatry ny kanto izay, misy ny hafatra tiany havoitra sy hampitaina ho an’ireo mankafy ny kantony. Tsy tongatonga ho azy teo amin’izay sehatry ny fihirana izay i Hafatra. Teo ny fankafizany mihira efa hatramin’ny fahakeliny ary anisany zavatra tena tiana ny mihira rehefa maraina iny ny andro. Nisafidy ny gadona reggae mifangaro jazz i Hafatra noho ny feony manonkana na dia  nanahirana azy aza ny nivoy io gadona io. Hatreto mbola mandeha irery izy, saingy manam-paniriana ihany koa hiaraka hihira amin’ireo mpanakanto sangany eto toa an’i Misie Sayda, Nate Tex, na koa I Niu Raza.

Studio Sifaka · 2020 - 12 - 27 Fanadihadiana ARTISTE - HAFATRA

Comme son nom de scène l'indique, Hafatra (qui signifie message) a quelque chose à transmettre à ses auditeurs et ses fans. Son choix pour la musique n'est pas un hasard. Depuis son enfance, Hafatra chantait déjà et elle en a fait même sa passion, qui ne lui a jamais quitté d’ailleurs.

Elle a choisi de fusionner le jazz et le reggae, à cause de son timbre vocal. Jusqu'ici, elle opère en solo mais projette d'avoir des featuring avec d'autres artistes tels que Misié Sayda, NateTex ou même Niu Raza.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter