COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©iAko R.
L’endroit où l’on prépare le betsa.

Le Tangalamena et le Betsa

Le « tangalamena », gardien des valeurs ancestrales occupe encore un rôle important dans la société de la partie Est de Madagascar. Chez eux, la construction d’un tombeau ou d’un « trano manàra » est dirigée par le tangalamena. Toujours sollicité dans les bons comme dans les mauvais moments, il joue également le rôle d’intermédiaire dans les querelles au niveau de la société. Le tangalamena d’Antaimby, Michel nous donne plus d’explications.

Dans la deuxième partie, on parlera du « Betsa », bière de canne à sucre, emblème de la côte Est de Madagascar. Un producteur de betsa à Ranomafana intervient dans l’émission.


Studio Sifaka · 2021-01-13_Fandaharana-SANDRIFY-TANGALEMENA-BETSABETSA

Mbola mitàna ny maha-izy azy ny tangalamena na ny oloben’ny fiaraha-monina any amin’ny faritra atsinanan’i Madagasikara iny. Tsy maintsy manana tangalamena ny trano manàra na ny fasan’izy ireo. Ankoatra ny maha mpandrindra fiaraha-monina ny tangalamena, tsy maintsy manatrika ny zava-mitranga rehetra izy ireny na an-kasoavana na an-karatsiana. Manazava momba izany i Michel, tangalamena an’Antaimby.

Hoentina ao amin’ny tapany faharoan’ny fandaharana ny “betsa”: toaka vita amin’ny zava-mamy, isan’ny mampiavaka ny faritra atsinanana iny koa. Hiresaka momba izany olona iray mpanamboatra betsa, avy ao Ranomafana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter