COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©AFP
La première scène de théâtre malgache a été tirée de la bible.

Sandrify du 02 Mars 2020 : Théâtre

Le théâtre est arrivé à Madagascar vers 1818. Les premières histoires interprétées sur scène ont été tirées de la bible. Le théâtre a évolué avec le temps et plusieurs auteurs sont apparus.

Il existe plusieurs étapes à suivre dans la réalisation d’une scène de théâtre. Tout part par la rédaction de l’histoire. Ensuite c’est l’auteur qui s’occupe de la mise en scène, des costumes, des décorations…


Ny taona 1818 no tonga voalohany teto Madagasikara ny tantara an-tsehatra. Ireo tantara tao anaty baiboly aloha no navoaka an-tsehatra. Taty aoriana kosa dia nanomboka nivoatra ny tantara an-tsehatra ary nanomboka nihamaro ireo mpanoratra no nanoratra tantara.

Dingana maromaro no arahina amin’ny fanatontosana ny tantara an-tsehatra. Miainga avy amin’ny fanoratana ny tantara aloha. Ny mpanoratra no mamolavola ny sehatra rehetra, ny akanjo ho anaovan’ny mpilalao, ny haingon-tsehatra sns. Mametraka ny atao hoe didascalie ihany koa izy. Ka  izy no mandrindra an-tsehatra na maka mpandrindra hafa mihitsy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter