COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©AFP
Les zébus sont des animaux sacrés pour les Malgaches.

Sandrify du 03 Mars 2020 : Fandatsahan-drà

Ny fandatsahan-dra rehefa mamono biby, sy rehefa misy lanonana na fampihavanana dia nanan-danja teo amin’ny malagasy fahiny. Ny rà dia fototry ny aina ary ampiasaina hidiovana raha ny fanazavan’i Rainibozy, mpahay kolontsaina malagasy. Ny fandatsahan-drà ihany koa dia natao mba hisorohana izay tsy nety teo amin’ny fiaraha-monina taloha.


Tuer des zébus et des moutons pendant les fêtes en versant leur sang est une coutume ancrée dans la société malgache d’antan. Le sang – la racine de la vie est utilisée pour se purifier selon Rainibozy, spécialiste de la culture malgache. Les détails dans l’émission Sandrify.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter