COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Des exemples de déchets transformés en art.

L’art en tant qu’outil de développement

Le « plaidoyer artistique » est un moyen à travers lequel l’art est utilisé pour sensibiliser. Dina Mitia Rabearivelo, artiste plasticienne, nous parle de la façon dont elle transforme les déchets en art, que ce soit avec de la peinture, à l’aide de la couture ou bien au moyen de sculpture. C’est pour mieux toucher le public par ses émotions. D’un autre côté, les jeunes de l’association Plum’art Madagascar utilisent l’art pour leur développement personnel, pour trouver leur voie et ainsi mieux s’épanouir.


Studio Sifaka · 2021 - 04 - 12 Fandaharana SANDRIFY ART DEVELOPPEMENT

Azo atao fitaovana hanentanana sy hanintonana ny olona ny zava-kanto. Manazava amintsika i Rabearivelo Dina Mitia, mpanao sary sy hoso-doko, ny hamadihany ireo fako tsy ilaina intsony ho zava-kanto amin’ny alalan’ny hoso-doko, na zaitra, na sarivongana. Fomba iray natao hanatrarana ny fihetseham-pon’ny olona izay anaty fanentanana izany. Etsy an-daniny, mampiasa ny zava-kanto ho fampivoarana ny maha izy azy ny tena ireo tanora ao amin’ny fikambanana Plum’art Madagascar. Mba ahitany izay lalana tokony halehany sy hivelaran’ny sainy sy ny fanahiny ny zava-kanto.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter