COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©APR
Andry Patrick Rakotondrazaka en train de dessiner.

L’humour pour transmettre une information… indécente

L’humour est un moyen subtil de dénoncer les vices de la société. Selon le slameur Barry Benson, qui utilise ce moyen, les malgaches sont plus sensibles donc il faut employer plein de figures de styles. Il faut également généraliser les propos pour dévier la cible. Afin que chacun se demande si c’est lui dont on parle ou pas. Mais par contre, si l’on veut viser quelqu’un de particulier ou une situation particulière, il faut ajouter un peu de détails. D’un autre côté, Andry Patrick Rakotondrazaka, journaliste et dessinateur de presse, décrit la transcription des caricatures en dessin de presse. Le mariage entre l’humour et le sérieux se trouve dans le professionnalisme du journaliste, explique-t-il.


Fomba iray hiresahana mora an’ireo tsy mety eo amin’ny fiaraha-monina ny fampiomehezana. Araka ny nambaran’i Barry Benson, slameur, mpampiasa an’izay fampihomehezana izay hiresahana ireo tsy azo ventesina mafy eo amin’ny fiaraha-monina izay, mora tohina loatra ny malagasy ka tsy maintsy amin’ny fomba miolakolaka no hitondrana ny resaka. Resaka amin’ny ankapobeny ihany koa hoy izy no atao mba ahatonga ny tsirairay hanontany tena hoe izy ve no resahina sa tsia. Raha te hiresaka toe-javatra manokana ianao na olona manokana, nefa tsy te hanonona izany, resahina amin’ny ankapobeny ihany ilay izy fa ampiana pitsopitsony kely ihany. Etsy an-daniny, manazava antsika ny fomba hamadihana ireo sary hitantra ho sary an-gazety i Rakotondrazaka Andry Patrick. Ny fahaiza-manaon’ny mpanao gazety no tena hifotoran’ny fampivadiana ny mahatsikaiky sy ny vaovao matotra hoy izy.

Studio Sifaka · 2021-04-14_Fandaharana-SANDRIFY-HUMOUR-CARICATURE-ET-DESSIN-DE-PRESSE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter