COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Studio Sifaka
Village des Mikea dans le Sud de Madagascar.

La particularité des Mikea

Mandehandeha mahita raha. Nifankahita i Razafindrakoto Emmanuelle izay avy ety afovoantany sy i Tsivahora, Mikea avy any Ankindranoko, Toliara. Niara niasa ary nivady sy niteraka an’i Mahazaka izy ireo. Mitantara ny fomba nifankazahoan’izy roa sy ny fianakaviana roa tonta i Emmanuelle.

Ny Mikea dia tsy foko ihany fa fomba fiaina noho izy ireo mioty sy mihaza, hoy hatrany i Razafindrakoto Emmanuelle. Manana ny fiteniny manokana izy ireo, izay zareo ihany no mahazo azy. Raha ny filazany, manana ny kolontsainy izy ireo, ary tanàna telo sisa no misy azy. Misy hoy izy ny mpiavy manenjika azy ireo noho ny fitandroany io kolontsaina io. Ny fanabeazana no vahaolana mba tsy hahafaty ny fisian’ny Mikea, raha ny fanazavany.



Ayant épousé, Tsihavora, un Mikea d’Ankindranoko, Tuléar, Emmanuelle Razafindrakoto, issue des Hautes-terres nous confie comment le couple s’est adapté l’un à l’autre, en termes de culture, de mode de vie et aussi comment leurs familles respectives ont réagi, suite à leur décision de se marier.

Selon elle, les Mikea ont leur propre code langagier, leur culture et leur mode de vie. Traqués par d’autres castes, justement du fait qu’ils respectent leurs rites culturels, il ne reste plus que trois villages dans lesquels les Mikea survivent.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter