COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Cottonbro
Une séance de répétition de théâtre sur scène.

Le théâtre sur scène et radiophonique

Ny tontolon’ny tantara an-tsehatra sy amin’ny onjam-peo eto Madagasikara no resahina anio ato anatin’ny #Sandrify. Ho an’i Ando Harinjaka, mpandrindra an-tsehatra tantara, fanehoana eo an-dapihazo ny trangan-javatra, trangam-piainana nosoratana mpanoratra ary lalaovina eny ambonin’ny sehatra no atao hoe tantara an-tsehatra. Matetika mizara sehatra telo na efatra ny tantara an-tsehatra ary ny mpanoratra azy no mamorona izany. Ao no ahitana ny fizotran’ny tantara sy ny mpandray anjara ao anaty tantara ary ny toerana hitrangany. Ny fanatontonsana azy kosa dia mety izy nanoratra azy ihany na koa ny mpandrindra an-tsehatra no miandraikitra azy. Ho an’i Razafindrakoto Nanja, mpilalao tantara, tiany fony fahakeliny ny ho lasa mpiasan’ny haino aman-jery. Tsy nianatra mikasika izany izy fa talenta miaro fizarana no nahatonga azy ho lasa mpanao tantara.


Studio Sifaka · 2021-09-07_Fandaharana SANDRIFY_TANTARA_AN_TSEHATRA

Le monde du théâtre sur scène et radiophonique sont différents mais ont la même base. Aux yeux de Ando Harinjaka, metteur en scène, le théâtre sur scène permet de retranscrire des situations imaginées et écrites par un scénariste. Pour Nanja Razafindrakoto, le théâtre est une passion depuis petite. Selon elle, son succès est dû à son talent et à l’habitude acquise au fil des années. C’est de cette façon qu’elle s’est professionnalisée en tant que comédienne.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter