COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Lemurbaby
Alasora, une des 12 collines sacrées de Madagascar.

Les 12 collines de l’Imerina et l’acception de l’adultère du temps de la royauté

Ny tendrimbohitra 12 manodidina an’Imerina dia manana ny Rovany avy. Raha ny fanazavan’i Rasamoelina Maurice, mpahay tantara dia Ambohidrabiby, Ambohidratrimo, Ambohijoky, Fenoarivo, Antsahadinta, Ikaloy, Alasora, Namehana, Ambohimpaniry, Ambohibeloma, Ambohidrapeto, Ambatomanohina, ireo no tendrimbohitra 12 nametrahan’i Andrianampoinimerina ny vadiny tsirairay hamehezany ny fanjakan’Imerina.

Ny fampiakaran-drafy tamin’ny faha mpanjaka na ny fanjakan’ny lehilahy no velarin’i Hasy Arthur. Ny vady be, ny vady masay ary ny vady kely no nalaza tamin’izany vanim-potoana izany ary niainga tamin’ny fieran’ny lehilahy tamin’ny vady be ny fanaovany izany fampiresafesana izany. Nomena taha ny vady ary fahan-drafozana ny ray aman-drenin’ilay tovovavy rehefa tonga ny fotoana ampiakarana ilay rafy. Nofoanana io fomba io nanomboka tamin’ny fitondran’i Ranavalona faharoa sy nisian’ny fisoratam-panambadiana. Na dia nihena aza ny isan’ny olona manao io fomba io dia mbola hita taratra ihany izay fampirafesana amin’ny fiarahamonina ankehitriny.


Studio Sifaka · 2021-09-09 Fandaharana _SANDRIFY_RAFY_&_12 COLLINES

Ambohidrabiby, Ambohidratrimo, Ambohijoky, Fenoarivo, Antsahadinta, Ikaloy, Alasora, Namehana, Ambohimpaniry, Ambohibeloma, Ambohidrapeto, Ambatomanohina sont les 12 collines à partir desquelles Andrianampoinimerina a élargi son royaume en y installant respectivement ses 12 femmes.

Auparavant, il était courant pour les hommes malgaches de prendre une deuxième ou une troisième femme en parallèle à l’officielle. Cette pratique était acceptée par la société sous quelques conditions. La rivale et les membres de sa famille doivent vivre en harmonie, non loin de la maison de la première femme, une fois que la femme accepte la situation et que la relation est officialisée. Depuis l’avènement du mariage civil, soit depuis le règne de Ranavalona 2, le nombre de relations adultères officielles a diminué, cependant, les cas officieux de relation hors mariage à Madagascar ne sont pas à exclure.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter