COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Kheman
Kheman, un rasta et un reggeaman.

Sandrify : La coiffure « dreadlocks »

La coiffure « dreadlocks » est très à la mode. Souvent reçue comme une expression de la philosophie du « Rastafari », elle reste cependant une pure apparence. Puisque la coiffure « dreadlocks » ne signifie pas nécessairement l’appartenance au « rastafari ».



Efa maro be amin’izao fotoana izao ireo manana volo « dreadlocks » na lehilahy, na vehivavy. Matetika hafangaron’ny olona amin’ireo izay manaraka ny filôzofia « rastafari » izy ireny nefa tsy voatery.

Misy ireo manaraka sy miaina ity filôzôfia ity no tsy manao ilay « dreadlocks ». Tsy voatery ho « rasta » ihany koa ireo izay manana ilay volo. Matetika hafangaron’ny olona ireo.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter