COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Galerie Fihavanan'art
Echantillon des oeuvres exposé dans la Galerie Fihavanan'art.

Sandrify : « Galerie Fihavanan’art »

« Galerie Fihavanan’art » est une galerie d’art virtuel. Elle a été créée en ce temps de confinement. C'est un geste de solidarité des artistes envers les personnes en difficulté. Et aussi de permettre aux artistes de continuer à exposer et satisfaire leur public.



« Galerie Fihavanan’art » dia sehatra iray hampirantin’ireo mpanao hoso-doko malagasy ny sangan’asany. Ny mampiavaka azy dia amin’ny tambajotra sosialy izany no atao. Tao anatin’ity fotoana fihibohana ity izy no nitsangana mba hahafahan’ny mpanakanto mampiseho ny talentany hatrany na tsy mivoaka ny trano aza. Ary ny antsasaky ny vola azo amin’ireo varotra fampirantiana ireo dia omena ny olona voasokajy ho marefo ara-pivelomana.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter