COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

Les deux jeunes artistes en herbe.

Artistes : Sity Rakoto et Makwa Joma, à vous le micro

Sity Rakoto

La musique occupe une place importante dans la vie de Antsanirina Stellah Rakotomanga dit Sity Rakoto. Si avant elle était fascinée par la pop,  sa rencontre avec la fameuse Esperanza Spalding l’a complètement envouté et l’a fit tomber amoureuse du Jazz. Cela fait maintenant 5 ans que Sity Rakoto nageait dans le monde libre du jazz pendant lequel elle a marqué son empreinte. Cette mère de famille à la voix d’or passionné par le Jazz suit en ce moment même une formation en France pour perfectionner la jazz women qu’elle est.

 Efa nanana anjara toerana lehibe hatramin’izay teo amin’ny fiainan’i Antsanirina Stellah Rakotomanga na i Sity Rakoto ny mozika .Raha toa  ka ny pop no tena nahaliana azy hatramin’izay, tao aorian’ny fihaonany tamin’ny Esperanza Spalding dia latsa-pitia tamin’ny Jazz i Sity Rakoto. 5 taona izay no nisehatra teo amin’izay tontolon’ny Jazz izay izy ary efa eo ambavan’ny maro ny anarany.  Amin’izao fotoana izao i Sity Rakoto dia manaraka fiofanana any France anatsarany hatrany ny maha « Jazz women » azy.

<

Studio Sifaka · 2020 - 05 - 03 Fanadihadiana SITY - RAKOTO

Makwa Joma de son vrai nom JOMA Fidelis Tinnah, est une artiste à multiple talent, mise à part la danse, elle est aussi et avant tout une slameuse de renom de la ville de Tamatave. A  peine 14 ans, elle s’imposa dans le monde des mots, des flows, des rythmes, de cet art oratoire.  Ayant travaillé avec plusieurs artistes aussi bien malgaches qu’étranger, et participer à multiple  événement dans et hors du pays. Cette jeune slameuse n’a pas fini de faire parler d’elle.

 

Makwa Joma na i JOMA Fidelis Tinnah, dia tovovavy iray mana-talenta tokoa, satria dia ankoatran’ny dihy dia manavanana azy ihany koa ny slam izay tena ahafantaran’ny ao Toamasina azy, izay toerana nihaviany. Vao 14 taona monja i Makwa Joma, dia efa nanao slam, ary vetivety izy dia fantatry ny olona amin’ny style-ny izay miavaka eo amin’izay tontolon’ny slam izay. Efa niara-niasa tamina mpanakanto maro na teto antoerana na tany ivelany, ary efa nandray anjara ta@ hetsika isankarazany ihany koa ity tovovavy ity.

Studio Sifaka · 2020 - 05 - 03 Fanadihadiana MAKWA - JONA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter