COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Denise
Denise co-écrit ses chansons avec son mari Shyn.

A vous le micro : Denise, la diva malgache

Après sa victoire au concours Island Africa Talent, Denise, cette chanteuse à la voix d’or originaire de Toamasina n’a plus jamais cessé de se faire entendre. Dès la sortie de son premier single « Alofo » chez Universal Music Africa la carrière époustouflante de cette artiste malgache évolue considérablement. Ses chansons inspirées par son vécu, par l’amour, par les rêves et la réalité font un tabac auprès du public notamment « Jalousie » « Efa niova » « Karan jegny ». Restez à l’écoute.



Mpanakanto fanta-daza amin’ny feony sy ny talentany avy any Toamasina I Denise. Tao aorian'ny nibatany ny amboara tamin’ilay fifaninana Island Africa Talent, no tena nahafantarana an’i Denise teo amin’ny sehatra iraisampirenena. Anisan’ireo mpanakanto nitondra avo ny anaran’ny Madagasikara i Denise eo amin’ny sehatry ny kanto sy ny mozika. Anisan’ny tena tsy afohizan’ny mpankafy azy ny fahaizana mandona azy ireo hatrany amin’ny hira izay avoakany raha tsy hilaza afa tsy « Jalousie », « Efa niova » « Karan jegny ». Mpanakanto ao anatin’ny lazany tanteraka ary tsy mitsahatra ny manome ny tsara indrindra avy aminy i Denise.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter