COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Tsiok’Ampita
Tsiok’Ampita, un groupe très en vue actuellement, fusionne avec brio le rock et les rythmes typiques du Sud de Madagascar

Le rock-sudiste : une fusion de sons traditionnels du Sud de Madagascar avec le rock

Le rock-sudiste est un genre de musique qui mélange le rock, du blues au Heavy Metal, avec la musique traditionnelle du Sud de Madagascar comme le Banaiky ou le Tsapiky. Ça commence avec un peu de blues au début, un petit zest de Reef de Heavy Metal puis on ajoute le rythme du Tsapiky, nous raconte Doc Metaly, membre du groupe Mendorave, sur la composition de leur morceau Mangily Ambony Ambany. Solofo Ranaivo, journaliste spécialiste du Rock et du Metal explique que la musique traditionnelle ne perd pas son identité, la base est toujours là.

Studio Sifaka · 2023-09-12 Fandaharana_SANDRIFY _ROCK SUDISTE

Karazana mozika mampifangaro ny mozika roka, toy ny Blues na Heavy Metal, sy ireo mozika netim-paharazana avy any atsimon’i Madagasikara, Tsapiky na Banaiky, ny « Rock-sudiste ». Atomboka amina Blues kely aloha amin’ny voalohany ary apiana “Reef” ana “Heavy Metal” indray avy eo ary izay vao ataingina eo ny gadona Tsapiky hoy i Doc Metaly, mpikambana ao amin’ny tarika Mendorave, raha miresaka ny namoronany ny hiran’izy ireo mitondra ny lohateny hoe Mangily Ambony Ambany. Manazava kosa i Solofo Ranaivo, mpanao gazety mpikirakira momba ny mozika rock sy metal fa tsy mahavery ny maha izy azy ilay mozika netim-paharazana ny fanafangaroana azy amin’ny mozika avy any amin’ny firenena hafa rehefa ao ny fototra itoeran’ilay izy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter