COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Rass
Rass " trouve ta voie"

A vous le micro : Rass et sa nouvelle chanson " trouve ta voie"

Comme chaque dimanche nous invitons un artiste à discuter et à faire un partage de ce qu’il fait à la maison durant ce confinement. Ce 17 mai, nous avons Rasolondraibe Sharon dit Rass au micro. Rass est un auteur interprète compositeur franco-italien-malgache  bercé dès son plus jeune âge par la musique. C’est en 2014 que cet artiste s’est fait connaitre à Madagascar grâce à sa collaboration avec le rappeur Raboussa sur le titre « Quand t’es là ». Cela a fait un tabac auprès du grand public. Avec son goût simple et son style de musique varié, Rass a pu concocter « Trouve ta voie » durant ce confinement. Une chanson à écouter sans modération.

 

Tahaka ny mahazatra rehefa alahady dia manasa mpanakanto ny fandaharana feon’ny tanora maro loko hiresadresaka sy hizara ny zavatra ataony ao an-trano ao amin’izao fihiboana izao. Rasolondraibe Sharon na i Rass  izay mpanakanto voataiza tao anatin’ny mozika hatramin’ny fahakeliny no nivahiny tato amin’ny Studio Sifaka ny alahady 17 mai. Ilay fampiharam-peony tamin’i Raboussa tao anatin’ilay hira hoe « Quand t’es là »izay tena nankafizin’ny maro no nanomboka  nahafantarana an’i Rass teo amin’ny tontolon’ny mozika teto  Madagasikara ny taona 2014. Na dia mipetraka any Paris any ary i Rass amin’izao fotoana izao dia mifanao fotoana amin’ny mpakanfy azy hatrany amin’ny alalan’ny seho samihafa izy rehefa mandalo eto an-tanindrazana. « Trouve ta voie » io no vokatra farany izay natolotr’i Rass ho an’ny mpankafy azy tao anatin’ity fihiboana ity.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter