S’échanger un livre entre inconnus, hors des murs des bibliothèques, est un concept déjà courant à l’étranger. Rohy, une férue de lecture et des livres, a créé le même concept à Madagascar avec Boky Miampita. Les lecteurs peuvent s’échanger des livres à travers un groupe Facebook du même nom. Les échanges physiques des livres se font ensuite à travers une rencontre entre les membres. Et tout est gratuit.
La traduction des livres en malgache requiert un large éventail de connaissance non seulement sur la langue malgache mais également sur la culture. D’après Voniary, traductrice de livre en langue malgache, la traduction ne se fait pas en mot à mot. Pour garder l’esprit du livre, il faut en comprendre le rythme et le sentiment. Et la traduction se fait selon les pratiques malgaches puisque la langue est très liée aux pratiques.
Efa fanao matetika ny mifampindrana boky ivelan’ny tranom-boky any ivelany. Namorona fomba iray mitovy amin’izany I Rohy eto Madagasikara. Nantsoiny amin’ny anarana hoe Boky Miampita ny azy. Afaka mifampidrana, mifanakalo boky ireo tia vaky boky amin’ny alalan’ny vondrona Facebook Boky Miampita. Rehefa mifanena mandritra ny fiarahana manokana kosa no mifanakalo mivantana ireo boky ny mpikambana amin’izany. Maimaimpoana avokoa ny rehetra.
Tsy mijanona amin’ny fahaizana teny malagasy ihany raha handika boky iray amin’ny teny malagasy fa mila jerena ihany koa ny kolontsaina malagasy ambadik’ilay tantara. Araka ny nambaran’I Voniary, mpadika boky amin’ny teny malagasy, tsy natao ara-teny ny fandikana izany boky izany. Mba hitazomana ny fanahin’ilay boky, mila azo ny angolan’ny boky sy ny fihetseham-po ao ambadika. Natao araky ny fomba ihany koa ny fandikana boka satria ny teny mifandray akaiky amin’izay fomba izay.





