COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesCulture / Sandrify

©Fimpima Fianarantsoa
On reconnait les Betsileo par leurs tenues très colorées.

Sandrify: La tenue Betsileo

A chaque évènement festif ou culturel, les Betsileo ont l'habitude de se parer de tenues traditionnelles. Auparavant, ils portaient de la soie ou du lamba landy et du jiafotsy. On distingue l'homme Betsileo par son chapeau, son lamba et sa canne de la femme de par sa robe allant jusqu'aux genoux avec un foulard sur la tête, sans oublier les cheveux tressés.



Isaky ny misy lanonana na hetsika ara-kolontsaina any amin'ny faritra Matsiatra Ambony dia tsy maintsy ahitana olona manao fitafy hanehoana ny maha Betsileo azy hatrany .Tsy ireny anefa no fomba fitafy maha Betsileo raha ny ara-tantara. Ny landy sy ny jiafotsy no tena fitafy tao amin'ny foko Betsileo tany am-piandohana. Misatroka, misikina na manao salaka, mitafy lamba ary mitondra tehina ny lehilahy; manao akanjo tohitena manarona ny lohalika, misarondoha ary mirandrana kosa ny vehivavy.

Studio Sifaka · 2020 - 06 - 15 Fandaharana Sandrify -FITAFY BETSILEO-
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter