COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Razafimanantsoa Jerson
Razafimanantsoa Jerson, inspecteur de travail.

KSK du 12 février 2020 : Inspecteur du travail

On dit qu’un licenciement est abusif quand il n’est pas fondé sur des raisons valables et définies en avance par le règlement intérieur de l’entreprise.   

Que faire en cas de licenciement abusif ?

Se rendre auprès de l’inspecteur de travail avec son contrat. L’employé victime d’un licenciement abusif a le droit d’engager des poursuites judiciaires à l’encontre de son employeur. La réintégration peut être une des solutions envisagées à l’issue de cette étape, à condition que les deux parties se mettent d’accord. Dans ce cas, l’entreprise doit verser à l’employé le salaire qui lui revient depuis le jour du licenciement abusif jusqu’au jour où celui-ci reprend son poste.



Inona izany atao hoe fandroahana tsy ara-drariny eo amin’ny sehatry ny asa ?

Samy manana ny fifampitondrana anatiny  ny orinasa tsirairay, ary voafaritra ao anatin’izany hoe inona avy ny fahadisoana goavana mety hiteraka fandroahana. Atao hoe fandroahana tsy ara-drariny izy rehefa ivelan’ireo antony voalaza ireo no nandroahana ilay olona na ilay mpiasa anankiray.

Azo atao ny mitory ny mpampiasa na ny orinasa nanao izany eny anivon’ny inspecteur du travail na ny fanaraha-maso ny asa. Raha tafaverina soa amantsara amin’ny asany teo aloha ilay olona niharan’ny fandroahana tsy ara-drariny, dia manana zo hitaky ny karama tokony ho azy teo anelanelan’ny fotoana nitrangan’ny fandroahana ka hatramin’ny fotoana niverenany indray. 

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter