COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Fanilo Ratefinjanahary
Fanilo Ratefinjanahary, fondateur de « EcoBrik Madagascar ».

Ketrika sy kandra : Comment pérenniser un projet ?

« Votre projet doit répondre à un besoin spécifique. Plus tard, vous pourrez trouver beaucoup d'idées plus innovantes pour répondre à d'autres besoins. Vous devez également identifier toutes vos ressources, qu'elles soient financières ou humaines afin de dépenser le minimum de budget », selon Christiane Ramonijison, initiatrice du programme Youth Cultural Leadreship Training – YCLT.

En 2016, Fanilo Ratefinjanahary a soumis son projet « EcoBrik » au Boy's Programm Leadership organisé par l'ONG Youth First. Le concept de son projet est de fabriquer des briques écologiques. Actuellement, EcoBrik est devenu sa principale source de revenu.

Tokony mamaly filàna ny tetik'asa iray raha tiana haharitra, izany no toro-hevitra avy amin'i Christiane Ramonijison, nanao ny fandaharan'asa Youth Cultural Leadership Training – YCLT. Tsy hoe rehefa malaza fotsiny ny zavatra iray dia atao fa mila hiainana mihitsy mba hahafahana manana hevitra miavaka hamaliana ny filàn'ireo olona ao anatin'ilay tetik'asa. Ilaina ihany koa ny fahazaina mijery izay zava-misy eo am-pelatanana na ara-bola io na arak'olona.

Ohatra iray amin'izany, tamin'ny taona 2016, voaray handray anjara tamin'ny Boy's Leadership Program izay nokarakarain'ny fikambana Youth First i Fanilo Ratefinjanahary tamin'ilay tetik'asany hoe « EcoBrik ». Fanamboarana briky ekolojika izy io ary efa anton'asan'i Fanilo mihitsy ankehitriny.

Studio Sifaka · 2020 - 07 - 30 Fandaharana KSK BRIQUE ECOLOGIQUE
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter