COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Mahefa - Vin de fruits
Le sucre et le miel accentuent l’arôme naturel de fruit.

Ketrika sy kandra : Entrepreneuriat : La production de vin à base de fruits

Après une formation en entrepreneuriat, Sitraka et Adèle ont décidé de créer leur petite entreprise en 2018. Plutôt originale, elle est spécialisée dans la fabrication de vin à base de fruits. Ce choix naturel a été dicté par le fait que Madagascar, sous le climat tropical, regorge de fruits exotiques. La gamme proposée évolue selon les fruits de saisons : corossol, fraise, pomme, tomate, ananas, etc. Le processus de production repose surtout sur la technique de fermentation.

Ny mahazatra antsika matetika dia hoe voaloboka no hanamboarana divay. Fa tsy voatery ho izay foana anefa! Izy mianadahy ireto izao dia mahavita divay azo avy amin’ny alalan’ny voankazo hafa toy ny hoe frezy, paoma, corossol, voanatsindrana na voatabia. Mampiasa ilay teknika antsoina hoe “fermentation” izy ireo. Telo volana eo ny faharetan’ny famokarana andiany iray, izay mahatratra 70 hatramin’ny 80 tavoahangy. Nanomboka nanandrana tao an-trano aloha zareo, nivoatra tsikelikely ary nanangana ny orinasany tamin’ny 2018.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 12 Fandaharana - Ketrika - Sy - Kandra - VIN - DE - FRUITS
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter