COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Wallpaperflare
Le webmastering demande de la polyvalence.

Ketrika sy Kandra : Le métier de webmaster

Le webmaster conçoit et anime un site internet. Il est en charge de la maintenance du site, de sa mise à jour et de l'intégration de contenus selon Andry Matthieu, un jeune webmaster. C’est un métier qui nécessite une veille technologique afin d’être à jour sur les nouveautés du monde de l’informatique, selon lui. Nous allons également découvrir, dans l’émission, le parcours de Mihoby Hortensia avant de devenir Webmaster.



Miroborobo be ny teknolojia vaovao ka teraka tamin’izany ny asa « webmaster » izay hadika malalaka hoe tompon’andraikitry ny tranokala. Izy no miantoka ny endrika ivelan’ny tranokala, manara-maso ireo zavatra rehetra hampidirina sy havoaka anaty tranokala ary mamelona izany amin’ny alalan’ny famoahana lahatsoratra sy sary ao anatiny, raha ny fanazavan’i Andry Matthieu, misehatra amin’io asa io. Ho fantarintsika ato anaty tapany faharoan’ny fandaharana kosa ireo dingana rehetra narahin’i Mihoby Hortensia ka nahatonga azy ho « webmaster » matihanina.

Studio Sifaka · 2020 - 08 - 18 Fandaharana KSK WEBMASTER
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter