COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Mihaja Rasolonaivo au Studio Sifaka, un des participants au JODI.

KSK du 17 Février 2020 : JODI / Philosophie

Les Jeunes ont des idées (JODI) est un espace permettant aux jeunes de s’exprimer librement. Chaque participant aura 3 minutes. Ils peuvent parler des sujets qui les titillent, qui les dérangent ou qui les inspirent dans notre société : l’éducation sexuelle, la technologie, notre système d’éducation,…

Nous avons invité Mihaja Rasolonaivo à notre studio, il était l’un des participants au JODI. Mihaja a un master en philosophie et passionné de la technologie. Il va parler du lien entre les deux.     


Sehatra anakiray ahafahan’ny tanora mifampiresaka sy maneho hevitra ny hetsika les Jeunes ont des idées na JODI. Misy mpandray anjara maromaro, tanora lahy sy vavy, izay nosafidiana mialoha. Omena telo minitra avy izy ireo hizara ny heviny na hiresaka mahakasika lohahevitra anakiray izay tiany.

Maro be ny lohahevitra nifandimby tao : ny fanabeazana ara-pananahana, ny teknolojia, ny fahasimban’ny tontolo iainana, ny endriky ny fampianarana any antsekoly, ny fahaizana mifaly amin’izay ananana…

Hivahiny ato amin’ny Ketrika sy Kandra i Mihaja Rasolonaivo, anisan’ny mpandray anjara tamin’ny hetsika. Manana master amin’ny taranja filozofia izy ary liana amin’ny tontolon’ny teknolojia.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter