COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Marie Emmanuelle Ramonjison
Marie Emmanuelle Ramonjison et ses oeuvres en crochets.

KSK: Exploiter ses talents pour faire en une rentrée d’argent

Ramonjison Marie Emmanuelle ou Manu a hérité des talents de ses grands-parents pour les travaux manuels. Manu est très douée pour le crochet. Sacs à dos, pochettes, bijoux à partir de fils ou de pelote de laine ou de plumes, les produits finis dépendent de son inspiration. Etudiante en géographie à l’université, son entourage a remarqué son talent et l’a persuadée de le développer afin d’en faire profit. Elle a donc poursuivi ses études tout en perfectionnant son art. Et durant le confinement, son projet a pointé le bout de son nez. Manu a créé sa page Facebook Tend’Art sur laquelle elle expose et vend ses œuvres.



Ramonjison Marie Emmanuelle na hoe Manu, tovovavy iray izay nandova ny fahaizan’ ny raibeny sy ny renibeny teo amin’ ny fanaovana asa tanana. Tena hain’ i Manu tsara izany manao « crochet » izany. Mahavita manao kitapo na poketra ao anatin’ny fotoana fohy izy. Manamboatra firavaka avy amin’ ny alalan’ny kofehy na peloty na volom-borona ihany koa izy, arakarak’izay haingam-panahiny eo. Nanaraka ny lalam-piofanana jeografia i Manu teny amin’ny anjerimanontolo. Nahatsikaritra anefa ireo manodidina azy fa ananany ilay talenta ary namporisika azy hitrandraka izany. Sady nianatra ihany moa i Manu no nanao ny asa tanana. Nandritra ny fihibohana no teraka ilay tetikasany. Nanampy azy hiketrika tsara ny fomba ahafahany mitrandraka ny talentany izay fihibohana izay. Teraka ary ny pejy Facebook Tend’Art, ao izy no mampiranty sy mivarotra izay asa tanana vitany.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 22 Fandaharana - KSK - TANORA - MANAO - ASA - TANANA