COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
L’Ampanjaka Angelina est également promoteur immobilier.

Les us et coutumes malgaches à travers les responsabilités d'une Ampanjaka et d'un chercheur

La principale responsabilité d'un Ampanjaka consiste à conserver les valeurs traditionnelles au sein de la société où il règne. Il exerce surtout dans le domaine social et culturel. L’Ampanjaka Angelina consacre une partie de son temps et de ses activités à aider les femmes vulnérables de la région Vakinankaratra. Elle donne des formations autour de la mode. D’ailleurs, les études qu’elle a faites à Londres concernent principalement la mode. Quant à Eris Rabedaoro, chercheur en us et coutume malgache, a choisi ce chemin pour sa fascination particulière par tout ce qui concerne la culture.


Ny Ampanjaka no mpiahy sy mpitandro ny fomban-drazana sy fomba amam-panao. Tsy izay ihany fa iandraiketina ihany koa ny sehatra sosialy sy ara-kolontsaina. Ho an’ny Ampanjaka Angelina manokana, manome fampiofanana manokana momba ny lamaody hoe an’ireo vehivavy any Vakinankaratra izy. Izay sehatry ny lamaody izay mihitsy moa no nianarany tany Londres. Ho an’i Eris Rabedaoro indray, mpikaroka manokana momba ny fomba maha-malagasy, liana amin’izay resaka kolontsaina izay izy ary nisafidy an’izay lalana izay.

Studio Sifaka · 2020 - 09 - 29 Fandaharana KSK AMPANJAKA - MPIKAROKA MOMBA NY FOMBA MALAGASY