COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Ilo Vatosoa
Le Vita Malagasy fait partie des meilleurs moyens de promotion de l'économie nationale.

Mamy Miel et Ilo Vatosoa : Deux jeunes entreprises dans la promotion du « Vita Malagasy »

La filière miel fait de plus en plus partie des terrains de prédilection des jeunes entrepreneurs. C’est le cas de la jeune entreprise Mamy Miel, qui comme son nom l’indique, s’est spécialisée dans ce domaine. Selon la propriétaire et gérante, Anita Ramamonjisoa, le marché du miel est un marché florissant qui laisse encore quelques places aux désireux. Néanmoins, pour cette entreprise, les difficultés résident au niveau du stock.

En ce qui concerne Ilo Vatosoa, une entreprise spécialisée dans la transformation et la commercialisation d’huiles végétales, ce type de commerce rapporte 200.000 ariary de bénéfices par semaine, mais nécessite un million d’ariary d’investissement. Quoiqu’il en soit, la propriétaire et gérante de Ilo Vatosoa, souhaite que la marque soit appropriée par les Malgaches et qu’elle fasse partie de leur quotidien.


Anisan’ny vokatra tsara hananan’ny Malagasy ny tantely ka maro dia maro ny miompy azy ireny. Ao ihany koa ny nisafidy ny hivarotra azy, toy ny Mamy Miel. Raha ho azy ireo manokana dia tena mbola malalaka io sehatra io, saingy kosa miankina amin’ny varotra ny vola miditra, hoy i Ramamonjisoa Anita. Ankoatra izay, somary manahirana kely ihany koa ny tahiry.

Ho an’i Ilo Vatosoa kosa, izay misehatra eo amin’ny fanodinana ny akora natoraly ho lasa menaka toy ny kinana sy ny coco, dia mahazo tombom-barotra eo ho eo amin’ny roa hetsy ariary isan-kerinandro eo izy ary mahatratra iray tapitrisa kosa ny vola ahodina. Na izany na tsy izany, tanjon’izy ireo ny hanaparitaka io marika io ary hampiditra azy io ao anatin’ny andavandron’ny Malagasy.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 01 Fandaharana KSK MAMY MIEL ET HUILE DE RICIN