COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Afp
Il est important pour les jeunes de penser à leur carrière le plus tôt possible.

KSK : Comment choisir sa carrière et à quel moment ?

Selon le consultant en communication et développement personnel, Hervé Razafindranaivo, il n’est jamais trop tard pour penser à sa carrière. Toutefois, il vaut mieux le faire le plus tôt possible. Il nous donne des conseils à ce sujet dans Ketrika sy Kandra. Outre cela, nous parlons également des métiers d’avenir et des secteurs qui vont se développer à Madagascar, avec Riveltd Rakotomanana, le directeur exécutif de LeCeentre Madagascar.


Tsara raha aloha indrindra araka izay azo atao dia mieritreritra izay ho lalana alehany sy ny toerana eritreretiny hisy azy eo amin’ny tontolon’ny asa ny tanora, hoy Razafindranaivo Hervé, mpitantsoroka amin’ny serasera sy fampivoarana ny maha izy azy ny tena. Azo atao hatrany anefa izany na aorian’ny bakalorea aza satria tsy misy fahatarana ny fiomanana amin’ny fanatrarana tanjona, hoy izy. Ankoatra izay dia resahina ato amin’ny Ketrika sy Kandra miaraka amin’i Rakotomanana Riveltd, tale mpanatanteraka eo anivon’ny LeCeentre Madagascar, ihany koa ny mikasika ireo sehatr’asa mety ahitana tolotrasa maro afaka fotoana taona vitsy.

Studio Sifaka · 2020 - 10 - 23 Fandaharana - KSK - LES - METIERS - D'AVENIR - CARRIERE TAFITA
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter