COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Tojo Ramino, directeur général de Media Click et Lucia, journaliste du Studio Sifaka.

KSK du 19 février 2020 : Visibilité web et Search Engine Optimization

Visibilité web et Search Engine Optimization

Le SEO est un ensemble de techniques pour augmenter la visibilité d’un site web ou d’une page web sur les résultats d’un moteur de recherche.

Lucianna a rencontré  Tojo Ramino, directeur général de Media Click, une entreprise de communication digitale basée à Antananarivo. Il nous explique comment fonctionne le SEO, la gestion de la réputation en ligne et la stratégie marketing sur le web.



Ny fomba fiasan’ny tranokala na ny site web no resahan’ny Media Click androany.

Singa anankiray anatin’izany ny SEO na ny Search Engine Optimization. Izy io dia fitambarana teknika maromaro atao mba hahatonga ny tranokala na ny pejy iray hiseho voalohany rehefa manao fikarohana amin’ireny moteur de recherche ireny, ny Google ohatra. Mandeha tsikelikely ny fivoaran’ny vokatra azo fa tsy avy hatrany dia hita mivaingana be.   

Na dia mbola zava-baovao amin’ny orinasa na fikambanana na mpandraharaha malagasy ary ny mitantana io SEO dia efa hita mihamitombo kosa ireo izay liana amin’izany.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter