COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Raveloarimanana Sitraky Ny Aina
Raveloarimanana Sitraky Ny Aina durant l'évènement "Neny tiako fifaliako" en 2019 à l'IKM Antsahavola.

Le métier de programmateur culturel

Selon Raveloarimanana Sitraky Ny Aina, programmateur culturel de l’IKM (le Centre culturel malgache), être programmateur culturel, c’est assurer un évènement culturel de A à Z. Il décide du thème de l’évènement, des participants, du public cible, etc. A part cela, être programmateur culturel requiert une grande faculté d’organisation et beaucoup de patience. Et pour Sandyx, promoteur culturel, il faut également savoir gérer les activités connexes. Pour exercer ce métier, Raveloarimanana Sitraky Ny Aina nous partage son parcours.


Studio Sifaka · 2020-12--02_Fandaharana-KSK-PROGRAMMATEUR-CULTUREL

Araka  ny fanehoan-kevitr’i Raveloarimanana Sitraky Ny Aina, mpandrindra ny ara-kolontsaina ao amin’ny Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy, miandraikitra ny hetsika ara-kolontsaina hatramin’ny voalohany hatramin’ny farany  izany asa  izany. Izy no manapa-kevitra ny amin’izay ho lohahevitry ny hetsika, ireo mpandray anjara, ny iantefan’ny hetsika, sns. Ankoatra izay, mila fahaiza-mandamina sy faharetana ny mitana io anjara asa io. Amin’i Sandyx indray, mpisehatra ara-kolontsaina, ankoatra ireo voalaza ireo, mila hay ihany koa ny mandamina ireo asa mifandray akaiky amin’ny hetsika karakaraina. Ho zarain’i Raveloarimanana Sitraky Ny Aina amintsika ihany koa  ny lalana nodiaviny nahatonga azy teo amin’io toerana io.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter