COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Viviana Rahariniaina, fondatrice de l’association Fleurs éveillées.

Associations solidaires et créatrices d’emploi

Comme Madagascar est une île, une grande partie de sa population vit principalement de la pêche. Ceci dit, entre les saisons de fermeture de la pêche et les mauvais temps il n’est pas toujours possible de partir en mer chercher des poissons à vendre. Pour combler ce manque à gagner, la coopérative Kovapamina s’efforce de former les femmes de pêcheurs à la broderie et à la vannerie puis de leur donner du travail. Un emploi qui correspond à leur disponibilité pour qu’elles puissent continuer d’aider leurs maris, explique la directrice de la coopérative, Tsihoaiza Hanitriniony Miarisoa.

 De son côté, Viviana Rahariniaina, fondatrice de l’association Fleurs éveillées aspire à initier et introduire les jeunes des bas quartiers de Toamasina dans le monde de l’entrepreneuriat.


Amin’ny maha nosy an’i Madagasikara dia maro ireo mponina mivelona amin’ny jono. Rehefa tonga nefa ny fotoana fikatonan’ny jono sy ny andro ratsy miverimberina dia tsy afaka miandriaka araka izay tiany sy ilainy izy ireo. Mba hamenoana ny banga aterak’izay dia manofana ireo vadina mpanjono handrary sy hanao peta-kofehy ny koperativa Kovapamina. Omeny asa atao izy ireo avy eo ary atao mifanaraka amin’ny fandaharam-potoana mampety azy, indrindra rehefa mila manampy ny vadiny amin’ny fivarotana ny trondro azo izy ireo, hoy ny mpitantana ny koperativa, Tsihoaiza Hanitriniony Miarisoa.

Ny an’i Rahariniaina Viviane, mpanorina ny fikambanana Fleurs éveillées, indray dia miezaka manofana sy mampiditra ireo tanora avy any amin’ny toerana « ambany tanàna » ao Toamasina ao amin’ny tontolon’ny fandraharahana.

Studio Sifaka · 2020-12--10_Fandaharana-KSK-ASSOCIATIONS-EMPLOIS-SOLIDAIRES
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter