COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Anja Robert
Anja Robert lors de la remise de prix le 9 décembre 2020 à Mahajanga.

Anja robert et Andriavina Ratafika Andrianarivo : militants dans la lutte contre la corruption

Anjarasoa Hianta Robert, mpanao gazety avy ao amin’ny M3TV, no nahazo ny laharana voalohany tamin’ilay fifaninanana horonantsary fanadihadiana, momba ny ady amin’ny kolikoly izay nokarakarain’ny BIANCO tany Mahajanga. Ady iombonana ny kolikoly hoy izy. Hampahafantatra ny mombamomba azy ny Ketrika sy Kandra. Sady mpianatra momba ny Siansa politika no miady amin’ny kolikoly eo amin’ny sehatry ny fahasalamana kosa i Ratafika Andrianarivo Andriavina. Henointsika ihany koa ny antony nanosika azy hisehatra amin’izany.


Ketrika sy Kandra va dresser le portrait de la lauréate du concours  de reportage sur le thème de la corruption  organisé par le BIANCO à Mahajanga. Il s’agit de Anjarasoa Hianta Robert, journaliste de M3TV. Selon cette journaliste, la lutte contre la corruption est un combat collectif. Nous allons aussi faire connaissance avec Andriavina Ratafika Andrianarivo, un étudiant en science politique et activiste dans la lutte contre la corruption dans le domaine de la santé. Il partage ses convictions dans cette action.

Studio Sifaka · 2020-12-14_Fandaharana-KSK-CORRUPTION
Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter