COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Les mères de famille ont tendance à être multitâche.

Monotâche ou multitâche : la satisfaction personnelle demeure un point commun

Etre monotâche ou multitâche, chacun a sa manière de gérer ses activités. Les personnes monotâches peuvent parfaire leur production mais cette tendance perfectionniste peut les rendre frustrés, selon la psychologue clinicienne Meva Ratsifandrihamanana. Quant aux personnes multitâches, elles peuvent accomplir plusieurs missions en une courte période mais sans le sens de l’organisation, cela peut créer du stress. Kanto Rajaonarivony en fait partie, elle n’aime pas perdre son temps. Elle nous partage ainsi sa manière de gérer ses activités professionnelles.


Samy manana ny mampiavaka azy ny olona tia mifantoka amina asa tokana sy ny olona tia misahana asa maro. Tombony ho an’ireo mifantoka amin’ny asa tokana ny fahavitana tsara ny asa sahanina hoy Ratsifandrihamanana Meva, mpahay toetr’olona, saingy mety hanana fahazarana hitady ny lafatra izy ka mety ho lasa mora sosotra. Mahavita zavatra maro anatin’ny fotoana iray kosa ny olona tia misahana asa maro saingy mety hiteraka rarin-tsaina ho azy izany raha tsy mahay mandamina fotoana izy.  Anisan’izany i Rajaonarivony Kanto, olona tsy tia mipetrapetraka izy ka mizara ny fomba handrindrany ny asany. 

Studio Sifaka · 2020-12-15_Fandaharana-KSK-MONOTACHE-MULTITACHE