COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Anna Shvets
La définition de la charte graphique revient au graphiste-designer.

La charte graphique, incontournable pour l’identité visuelle de l’entreprise

Les graphistes designers se chargent de la création des visuels d’une entreprise ou d’une organisation. Le métier de graphiste est souvent associé aux métiers d’infographiste et du PAOiste.  Le graphiste Kay Mickael explique que les définitions de ces 3 métiers sont souvent confondues. Ils s’occupent tous du visuel d’une entreprise. Mais le graphiste intervient plus au niveau des généralités et de la créativité. Par contre l’infographiste et le PAOsite sont des exécutants.

Graphiste, infographiste ou PAOiste sont tous obligés de se conformer à une charte graphique.  Le graphiste Haja Tombohery explique qu’en tant que document officiel, cette charte doit contenir tous les éléments visuels et l’identité visuelle de l’entreprise.


Studio Sifaka · 2020 - 12 - 21 Fandaharana KSK GRAPHIC DESIGNER CHARTE GRAPHIQUE

Ny graphistes designers dia ireo olona manamboatra ny karazana sary sy soratra fanehoana ny maha izy azy ny orinasa iray na fikambanana iray. Rehefa miresaka an’izay hoe manao ny sary famantarana izay dia mandeha ny fanontaniana hoe fa mitovy ihany ve izany ny asan’ny graphiste sy ny infographiste ary ny PAOiste? Raha ho an’I Kay Mickael, graphiste designer dia samy manao ireo voalaza teo aloha ihany izy ireo. Saingy ny mahasamihafa azy fotsiny, ny graphiste designer dia mamorona mihitsy. Ny infographiste sy ny PAOiste kosa indray dia manatanteraka baiko avy amin’ny mpanjifany fotsiny.

Na ho an’ny graphiste na ny infographiste dia tsy afaka misaraka amin’izy ireo ny “charte graphique”. Araka ny fanazavan’I Tombohery Haja, graphiste dia antontan-taratasy mirakitra ireo singa rehetra mandrafitra ny serasera an-tsarin’ny orinasa iray izy io. Ary tsy azon’ny olona ovaina ny sary famantarana, Rehefa mampiasa na mindrana na mizara izany izy.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter