COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Le teambuilding est une manière d'entretenir la motivation au travail.

Les motivations au travail et les raisons qui poussent les salariés à démissionner

Ny tsy fanajan’ny mpampiasa ny teny nomeny, ny tsy fahafahana mivelatra sy mivoatra intsony ao anatin’ny asa, ny tsy fisian’ny fankasitrahana avy amin’ny lehibe, ny disadisa eo amin’ny mpiara-miasa, ireo amin’ny ankapobeny no manosika ny olona nanontanianay hiala amin’ny asany. Manamafy izany ny Tale jeneralin’ny CFRH, Ivotoerana fampiofanana momba ny harena olona, Rakotonarivo Olivia. Aminy dia tokony ho kolokoloina ny farisihan’ny olona hiasa ary samy manana andraikitra amin’izany na ny mpiasa na ny mpampiasa. Araho ato anatin’ny Ketrika sy Kandra ny antsipirihan’izay lohahevitra izay.


Studio Sifaka · 2021-01-18_Fandaharana-KETRIKA-SY-KANDRA_MOTIVATION-AU-TRAVAIL

Le patron qui ne respecte pas ses engagements ou qui manque de gratitude, la routine, un climat social tendu. Telles sont, en général, les raisons qui pourraient pousser les employés qu’on a questionnés à démissionner. Elles sont confirmées par la Directrice générale du Centre de Formation en Ressources Humaines, Olivia Rakotonarivo. Pour cette dernière, il faut entretenir les motivations au travail. Employés et employeurs ont le devoir de le faire. Suivez l’émission KSK pour en savoir davantage sur ce sujet.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter