COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Narindra Fidintsoa
Narindra Fidintsoa veut faire l’extension de ses terrains de culture pour cette deuxième année d’activité.

Etudiants entrepreneurs d’Itasy: transformer et valoriser les produits locaux

Mpianatra mpandraharaha ao Soavinandriana Itasy I  Narindra Fidintsoa sy i Rabesandratana Nomentsoa Finoana. Samy nanangana orinasa manodina ny vokatra ao an-toerana izy roa vavy. Famokarana divay  ny an’I Nomentsoa Finoana ary  fanodinana tamotamo sy sakamalaho no natsangan’i Narindra. Sady mianatra izy ireo amin’izany no miezaka mampivelatra tsikelikely ireo orinasany. Fandraisana anjara tamina tolotra fiofanana avy amina fandaharan’asa iray no nahafahan’izy ireo nanangana ny orinasany. Mitantara ny fianarany sy ny traikefa azony tany Indonesia kosa I Leonora Nambinintsoa ato anatin’ny Ketrika sy Kandra.


Studio Sifaka · 2021-02-16 Fandaharana Ketrika Sy Kandra - ETUDIANTS ENTREPRENEURS ITASY

Narindra Fidintsoa et Nomentsoa Finoana Rabesandratana sont des étudiants entrepreneurs de Soavinandriana Itasy. Ces deux femmes ont créé leurs entreprises de transformation agroalimentaire. Nomentsoa Finoana produit du vin à partir de fruits et Narindra travaille dans la transformation de gingembre et de curcuma. En même temps, elles étudient et essaient de développer chacune leurs entreprises. Participer à un programme de formation leur a permis de créer leurs projets respectifs. Par ailleurs, Leonora Nambinintsoa partage dans Ketrika sy Kandra son parcours et les expériences qu’elle a acquises durant ses études en Indonésie.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter