COVID-19 : Tous ensemble face au virus

MagazinesEmploi & initiatives / Ketrika sy Kandra

©Studio Sifaka
Des modèles de parasols en bois utilisés par les marchands de rue.

Les parasols en bois

Tsy mirantiranty fahatany eny amin’ireo tsena maro isan-karazany ny elo be vita amin’ny lamba sy hazo. Misy miketrika azy io mihitsy, izay manamboatra azy ireny. Ka na ampanofaina izany na amidy avy hatrany. Tao anatin’ny folo taona mahery no nanaovan-dRazily fanamboarana elo be vita tanana. Tsy mitsahatra ny mitombo ireo mpampanofa izany. Ka manodidina ny 500 ariary isan’andro ny hofan’ny elo iray.  Ankoatr’izay ihany koa, anisan’ireo asa tanana mifaninana amin’ireo vokatra avy any ivelany ny fanamboarana akanjo vita amin’ny ba. Na eo aza ny friperie, tsy mitsahatra ny mikaroka zava-baovao hatrany i Marie, mpandraharaha madinika manao ity asa tanana vita amin’ny ba ity.


Studio Sifaka · 2021-03-01_Fandaharana-KETRIKA-SY-KANDRA-ELO-LAMBA-GASY

Les parasols en bois ne s'étalent pas par hasard sur le marché d’Analakely ou Andravoahangy. Il y a des gens qui investissent, opèrent et construisent dans ce secteur. Ils les mettent en location journalière ou les vendent. Razily travaille en tant que fabricant et réparateur de parasols artisanaux depuis une dizaine d'années. Selon lui, les locataires ne cessent d'augmenter et le tarif est aux alentours de 500 ariary la journée. 

À part cela, le métier de tricoteur est toujours d’actu de nos jours. Même s'il y a autant de friperies, Marie, entrepreneuse dans la tricoterie, ne cesse d'élaborer et de proposer de nouveaux designs pour ses produits en tricot.

Pour en savoir plus sur nos activités
M'inscrire à la newsletter